Mataotra

Mataotra

Amapiano Afrobeat Guitare

2024-09-26

Créé par Udio avec Udio AI

rachmaninov rachmaninoff prokofiev liszt mystic energetic interesting elegant orchestra symphony
Mataotra

Amapiano Afrobeat Guitare

2024-09-26

Lyrics

[Premier Couplet] Be lotra reo ratra efa niantra tamiko e Saika tsy zaka fa ny foko efa nalamiko e Nefa Tiko ho fantatrao fianao no mamiko eh Fa mataotra za sao iverina ny lasako eh Satria narary niainako tena narary Zatra lay Touky fitaka hoe sanatria nifanary Na Tiko Ianao Ary de tsiasehoko anao zany fa aleo itia anao mangina fa Sao lasa tomany eh Mataotra sao andratra anao mataotra ko za ne hoe sao andratra ana baby e tsapako fa Tiko nefa ianao Fa mbola manahy za hoe sao aratra indray baby e [Refrain] Ratra Jaly efa niainako e Mafy tamiko fa niaretako e Tsy koa fa ny lasa atao lesone De aminao indray noanarenako izay lesok e [Couplet] Eh Baby Show me Za mataotra ny iti Sao De Mbola sangy Aleo tsy iditra mafy You ans I Now ny foko lasa nao Tsy anilanao za low Baby za taminao